|
|
|
|

Entry1  rano monina
Elementary words  2 rano, 3 monina
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 rano tsy misy ivoahany ao amin' ny dobo na kamory. [1.1]
Explanations in English  6 A standing pool or lake. [1.2]
Synonyms  7 rano mihandrona

Updated on 2025/09/12